søndag 11. november 2007

ny coral



efa misy ny hira vaovao @ izao

milay ny fitohizany atramin'izao

basket


milay fa nanao baskety be t@ sabotsy teo,

afaka tsara ny reraka izao satria efa natory milay be

milay

tena mahafinaritra ny ankizy rehetra .
milay be foana ny fiarahana e.!!!

torsdag 8. november 2007

coral

Miarahaba anareo @ anaran'ny coral, ny tenako .
nahafinaritra tsara ny coral omaly , misy ny hira vaovao nampianarin'i toky medel , nahafinaritra ny hira satria mora hay tsara,
ny ankizy mazoto tsara sady mahay mihira be ko anie!
efa ao @ rff moa izao ny coral no mianatra hira .
ny vaovao ihanikoa dia ny nahazahoan'ny coral ny fanasana sahady ,kanefa kosa mbola tsy notanterahana ny fanasana satria mbola tsy tena masaka tsara kosa anie ny hira e!!
mahafinaritra be fa tena mazoto ny ankizy rehetra .
ny fanatanterahana ny cocert izao no tena masahina tsara , mety hanao concert mantsy ny coral mialohan'ny kristmas.
ny kristmas aloha dia efa mety koa hanao concert ko e!
azafady aloha fa tena mbola @ manaraka ny sary a!!!!
kosa anie!

søndag 21. oktober 2007

lørdag 20. oktober 2007

noramal gospel antsirabe mada....!

taminy alrobia teo dia nisokatra afisialy ny normal gospel ,tena nahafinaritra ny fanombohana satria teo daholo ny ankizy rehetra ,tonga betsaka izy ireo satria tiany ny coral

misy kilalao natao t@ izany satria betsaka tonga ny akizy. miheritreritra fa hanao concert alohan'ny decembre ary @ kristmas koa de mbola hanao concert ihany koa . nahafinaritra noho izany ny fifankahitana tao satria samy namaly ny antso avokoa izy ireo

tena milay ny coral ,mafinaritra e!!!!!!!!!!!!!!

lørdag 13. oktober 2007