lørdag 20. oktober 2007

noramal gospel antsirabe mada....!

taminy alrobia teo dia nisokatra afisialy ny normal gospel ,tena nahafinaritra ny fanombohana satria teo daholo ny ankizy rehetra ,tonga betsaka izy ireo satria tiany ny coral

misy kilalao natao t@ izany satria betsaka tonga ny akizy. miheritreritra fa hanao concert alohan'ny decembre ary @ kristmas koa de mbola hanao concert ihany koa . nahafinaritra noho izany ny fifankahitana tao satria samy namaly ny antso avokoa izy ireo

tena milay ny coral ,mafinaritra e!!!!!!!!!!!!!!

Ingen kommentarer: