onsdag 19. september 2007

fitsangatsanganana


izahay nande nanao fitsangatsaganana tany Manandona t@ alahady teo, tena nahafinaritra izany satria niaraka t@ namana rehetra , milay be satria nanao sakafo tena bobaka sady matsiro be , @ manaraka angamba mbola tena tsara be noho ny teo aloha

miheritreritra indray ny namana rehetra fa ande lavitra be angamba tamtave mihintsiny are e!!!

tena mety ho pota kosa mitsy izany a!!

kozy mbola ho ketrehina izany fa aza mirobaroba nareo.

nafinaritra kosa aloha ilay izy a! angamba ianao io raha nandea ! asa fotsiny

etsy ambany indray ny manaraka e!