torsdag 8. november 2007

coral

Miarahaba anareo @ anaran'ny coral, ny tenako .
nahafinaritra tsara ny coral omaly , misy ny hira vaovao nampianarin'i toky medel , nahafinaritra ny hira satria mora hay tsara,
ny ankizy mazoto tsara sady mahay mihira be ko anie!
efa ao @ rff moa izao ny coral no mianatra hira .
ny vaovao ihanikoa dia ny nahazahoan'ny coral ny fanasana sahady ,kanefa kosa mbola tsy notanterahana ny fanasana satria mbola tsy tena masaka tsara kosa anie ny hira e!!
mahafinaritra be fa tena mazoto ny ankizy rehetra .
ny fanatanterahana ny cocert izao no tena masahina tsara , mety hanao concert mantsy ny coral mialohan'ny kristmas.
ny kristmas aloha dia efa mety koa hanao concert ko e!
azafady aloha fa tena mbola @ manaraka ny sary a!!!!
kosa anie!

Ingen kommentarer: